Advertise with Googlier.com Fanamboarana Blaogy, Famoahan-dahatsoratra, ary CMS – WordPress.org Malagasy

'Ndao hampiasa WordPress

Fitaovana Open Source, safidin'ny mpitantana tranonkala an-tapitrisa maro manerantany — manomboka amin'ny mpanao blog kely indrindra ka hatramin'ny orinasa goavana indrindra.

Bika sy endrika

Manangàna tranonkala afaka volavolaina araka izay tianao amin’ny alalan’ireo koja. Miaingà hatramin’ny voalohany na misafidiana amin’ireo bika maro azo isafidianana. Amboary izay tianao – Tsy mila kaody.

Manorena

Hitanao eo no eo ny endriky ny tranonkalanao, mora ampiasaina sady miaraka amin'ny fahafahana mitantana azy rehetra.

Andramo ny fanamboarana Koja

Hitaro

Ataovy manao izay rehetra ilainao ny tranonkalanao. Afaka asianao tsena fivarotana, filazam-baovao, na koa reseau social kely; ianao no mifehy ireo karazana plugins tsy lany laniana.

WordPress 7.1 makes styling
and editing easier

Customize block styles responsively across screen sizes and interactive states without CSS. A streamlined media editor that puts the right tools front and center, while Notes now support rich text and @mentions. The admin bar also stays with you across the Site Editor and block editor.

Sary mainty sy fotsy ahitana mpanatrika hetsika WordPress.